Proverbs 3:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
handova voninahitra ny hendry, fa henatra kosa no ho anjaran’ny adala,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anjaran’ny hendry ny voninahitra; fa ny adala kosa, fahafaham-baraka no anjarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haja no anjaran’ny hendry fa henatra kosa ny an’ireo adala.
Malagasy Bible 1865
Ny hendry handova voninahitra; Fa henatra kosa no ho anjaran'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
handova voninahitra ny hendry, fa henatra kosa no ho anjaran’ny adala,
malagasy
Ny hendry handova voninahitra; Fa henatra kosa no ho anjaran'ny adala.