Proverbs 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hahita fitia sy fahalalana tsara eo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hahita fitia sy hanana ny fahendrena marina ianao, eo imason’Andriamanitra sy ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hahita sitraka sy fahombiazana ianao eo imason’Andriamanitra sy ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hahita fitia sy fahalalana tsara eo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona ianao.
malagasy
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.