Proverbs 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matokia NY TOMPO amin’ny fonao manontolo; aza miantehitra amin’ny fahalalanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matokia an’i Iaveh amin’ny fonao rehetra fa aza miankina amin’izay sainao ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matokia ny TOMPO amin’ny fonao manontolo, fa aza miantehitra amin’ny fahakingan-tsainao.
Malagasy Bible 1865
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matokia NY TOMPO amin’ny fonao manontolo; aza miantehitra amin’ny fahalalanao;
malagasy
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;