Proverbs 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mahaiza mamantatra Azy amin’ny alehanao rehetra, fa Izy no handamina ny lalanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihevera azy amin’ny lalanao rehetra, dia hanarina ny sakeli-dalanao Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mieke Azy amin’izay rehetra alehanao, dia hatorony anao ny soritra harahinao.
Malagasy Bible 1865
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mahaiza mamantatra Azy amin’ny alehanao rehetra, fa Izy no handamina ny lalanao.
malagasy
Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny lalanao,