Proverbs 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ho famelombelomana ny nofonao izany sy ho fampangatsiatsiahana ny taolanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahasalamana ho an’ny vatanao izany, ary famelombelomana ho an’ny taolanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanasitranana ny tenanao izany ary hamelombelomana ny taolanao.
Malagasy Bible 1865
Dia ho famelombelomana ny nofonao izany Sy ho fanamandoana ny taolanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ho famelombelomana ny nofonao izany sy ho fampangatsiatsiahana ny taolanao.
malagasy
Dia ho famelombelomana ny nofonao izany Sy ho fanamandoana ny taolanao.