Proverbs 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankalazà NY TOMPO amin’ny fanananao sy amin’izay voaloham-bokatrao rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manomeza voninahitra an’Andriamanitra amin’ny fanananao, sy amin’izay voaloham-bokatrao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anomezo voninahitra ny TOMPO ireo fanananao sy izay voaloham-bokatrao rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mankalazà an'i Jehovah amin'ny fanananao Sy amin'izay voaloham-bokatrao rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankalazà NY TOMPO amin’ny fanananao sy amin’izay voaloham-bokatrao rehetra,
malagasy
Mankalazà an'i Jehovah amin'ny fanananao Sy amin'izay voaloham-bokatrao rehetra;