Proverbs 30:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny mavesa-danja nataon’i Agora, zanak’i Jake, dia ny teny nataon-dRalehilahy tamin’Itiela, eny, tamin’Itiela sy Okala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenin’i Agòra, zanak’i Jake; oha-teny. Hoy izany lehilahy izany: Nanasa-tena aho, mba hahalalako an’Andriamanitra, mba hahalalako an’Andriamanitra dia lany ny heriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny manan-danja nataon’i Agora zanakalahin’i Jake. Izao no teny hentitra nambaran’izany lehilahy izany tamin’i Itiela, dia tamin’i Itiela sy i Okala:
Malagasy Bible 1865
Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora, zanak'i Jake, dia ny teny nataon-dralehilahy tamin'Itiela, eny, tamin'Itiela sy Okala:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny mavesa-danja nataon’i Agora, zanak’i Jake, dia ny teny nataon-dRalehilahy tamin’Itiela, eny, tamin’Itiela sy Okala.
malagasy
[Ny tenin'i Agora] Ny teny mavesa-danja nataon'i Agora, zanak'i Jake, dia ny teny nataon-dralehilahy tamin'Itiela, eny, tamin'Itiela sy Okala:[Na: Ny tenin'i Agora, zanak'i Jake, avy any Masa]