Proverbs 30:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manendrikendrika ny mpanompo amin’ny tompony fandrao hozoniny ianao ka hahazo heloka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manendrikendrika mpanompo amin’ny tompony, fandrao hozoniny ianao, ka hitondra faisana amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manendrikendrika ny mpanompo amin’ny tompony, fandrao hozoniny ianao ka hiharam-pahavoazana.
Malagasy Bible 1865
Aza manendrikendrika ny mpanompo amin'ny tompony, Fandrao hozoniny ianao ka hahazo heloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manendrikendrika ny mpanompo amin’ny tompony fandrao hozoniny ianao ka hahazo heloka.
malagasy
Aza manendrikendrika ny mpanompo amin'ny tompony, Fandrao hozoniny ianao ka hahazo heloka.