Proverbs 30:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy taranaka milaza ny tenany ho madio, kanjo tsy voasasa ho afaka amin’ny fahalotoany akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy taranaka manao ny tenany ho madio, kanjo tsy voasasa amin’ny fahalotoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy karazan’olona izay mihevi-tena ho madio, nefa tsy voasasa ho afaka amin’ny fahalotoany.
Malagasy Bible 1865
Misy taranaka manao azy ho madio, Kanjo tsy voasasa ho afaka amin'ny fahalotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy taranaka milaza ny tenany ho madio, kanjo tsy voasasa ho afaka amin’ny fahalotoany akory.
malagasy
Misy taranaka manao azy ho madio, Kanjo tsy voasasa ho afaka amin'ny fahalotoany.