Proverbs 30:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy taranaka izay mampianjonanjona ny fijeriny ary fatra-pampiridiridy ny hodimasony!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy taranaka, miandranandram-pijery aoka izany, sady miavonavona hodimaso erỳ!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy karazan’olona izay fatra-pianjonanjona sady manana fijery miandranandrana.
Malagasy Bible 1865
Misy taranaka, endrey ny fiandrandran'ny masony Sy ny fisondrotry ny hodi-masony!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy taranaka izay mampianjonanjona ny fijeriny ary fatra-pampiridiridy ny hodimasony!
malagasy
Misy taranaka, endrey ny fiandrandran'ny masony Sy ny fisondrotry ny hodi-masony!