Proverbs 30:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny ary toy ny antsy ny vazany, hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany sy mba hanafoanany ny mahantra tsy ho amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy taranaka, ka sabatra ny nifiny, ary antsy ny vazany; hihinana ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny tsy manana tsy ho eo amin’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy karazan’olona izay manana toetra lozabe fa toy ny sabatra ny nifiny ary toy ny antsy ny vazany. ka vonona izy hamongotra ny ory tsy ho amin’ny tany ary koa ny mahantra tsy ho eo anivon’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny, Ary toy ny antsy ny vazany, Hamongotra ny ory tsy ho amin'ny tany Sy ny malahelo tsy ho amin'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny ary toy ny antsy ny vazany, hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany sy mba hanafoanany ny mahantra tsy ho amin’ny olona.
malagasy
Misy taranaka izay toy ny sabatra ny nifiny, Ary toy ny antsy ny vazany, Hamongotra ny ory tsy ho amin'ny tany Sy ny malahelo tsy ho amin'ny olona.