Proverbs 30:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny dinta manan-janakavavy roa, dia ny hoe: Omeo! Omeo! Misy zavatra telo tsy mety voky, eny, efatra aza no tsy milaza hoe: Aoka izay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-janaka vavy roa ny dinta, dia ny hoe: «Omeo! Omeo!» Zavatra telo no tsy mety voky, efatra no tsy mba manao hoe: «Aoka izay!» na oviana na oviana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manan-janakavavy roa ny dinta izay samy manao hoe: «Omeo! Omeo!» Misy zavatra telo tsy mety afa-po sady tsy mba manao hoe: «Aoka izay!» dia ny fonenan’ny maty, sy ny kibo tsy niteraka, ary ny tany tsy vonton-drano; kanefa misy koa zavatra fahefatra, dia ny afo izay tsy mba manao hoe: «Aoka izay!».
Malagasy Bible 1865
Ny dinta manan-janakavavy roa, dia ny hoe: Omeo, Omeo. Misy zavatra telo tsy mety voky, Eny, efatra aza no tsy manao hoe: Aoka izay:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny dinta manan-janakavavy roa, dia ny hoe: Omeo! Omeo! Misy zavatra telo tsy mety voky, eny, efatra aza no tsy milaza hoe: Aoka izay!
malagasy
Ny dinta manan-janakavavy roa, dia ny hoe: Omeo, Omeo. Misy zavatra telo tsy mety voky, Eny, efatra aza no tsy manao hoe: Aoka izay: