Proverbs 30:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitoeran’ny maty sy ny kibo momba, ny tany izay tsy vonton-drano, ary ny afo koa no tsy mba milaza hoe: Aoka izay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny Seoly, ny kibo momba, ny tany tsy vonton-drano, ary ny afo koa, izay tsy mba manao hoe: «Aoka izay!» na oviana na oviana.
Malagasy Bible 1865
Ny fiainan-tsi-hita; sy ny kibo momba, Ny tany izay tsy vonton-drano, Ary ny afo koa no tsy mba manao hoe: Aoka izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitoeran’ny maty* sy ny kibo momba, ny tany izay tsy vonton-drano, ary ny afo koa no tsy mba milaza hoe: Aoka izay!
malagasy
Ny fiainan-tsi-hita; sy ny kibo momba, Ny tany izay tsy vonton-drano, Ary ny afo koa no tsy mba manao hoe: Aoka izay.[Heb. Sheola]