Proverbs 30:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalan’ny voromahery eny amin’ny habakabaka, ny dian’ny bibilava eny amin’ny vatolampy, ny dian’ny sambo eny amin’ny ranomasina, ary ny dian’ny lehilahy mankany amin’ny tovovavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny nalehan’ny voromahery teny amin’ny habakabaka; ny dia nalehan’ny bibilava teny amin’ny vatolampy; ny dia nalehan’ny sambo teny amin’ny ranomasina; ary ny famantarana ny nandehanan’ny lehilahy tamin’ny tovovavy.
Malagasy Bible 1865
Ny nalehan'ny voromahery teny amin'ny habakabaka, Ny nalehan'ny bibilava teny amin'ny vatolampy, Ny nalehan'ny sambo teny amin'ny ranomasina, Ary ny nalehan'ny lehilahy tamin'ny tovovavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalan’ny voromahery eny amin’ny habakabaka, ny dian’ny bibilava eny amin’ny vatolampy, ny dian’ny sambo eny amin’ny ranomasina, ary ny dian’ny lehilahy mankany amin’ny tovovavy.
malagasy