Proverbs 30:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia biby fa tsy olona ary tsy manan-tsain’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ketrina noho ny olona rehetra aho, ary tsy mba sain’olombelona ny ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, dondrona toa biby aho raha samy olona, fa tsy mba manana izay fahaizan’olombelona akory.
Malagasy Bible 1865
Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain'olombelona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia biby fa tsy olona ary tsy manan-tsain’olombelona.
malagasy
Izaho dia biby, fa tsy olona, Ary tsy manan-tsain'olombelona aho. [Na: Nanasa-tena aho, Andriamanitra ô, nanasa-tena aho, Andriamanitra ô, ka lany ny heriko fa tahaka ny biby aho]