Proverbs 30:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izany koa ny fanaon’ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy dia mamafa ny vavany ka miteny hoe: Tsy nanao izay ratsy aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izao no lalan’ny vehivavy mpaka vadin’olona: Mihinana izy, dia mamafa ny vavany, ka manao hoe: «Tsy nanao ratsy aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izao no fomban’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady: misesika remby izy, dia mamafa vava ary miteny hoe: «Tsy nanao ratsy aho!»
Malagasy Bible 1865
Tahaka izany koa no fanaon'ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy, dia mamafa ny vavany, Ka dia manao hoe: Tsy nanao ratsy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izany koa ny fanaon’ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy dia mamafa ny vavany ka miteny hoe: Tsy nanao izay ratsy aho!
malagasy
Tahaka izany koa no fanaon'ny vehivavy mpijangajanga: Homana izy, dia mamafa ny vavany, Ka dia manao hoe: Tsy nanao ratsy aho.