Proverbs 30:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, eny, zavatra efatra aza no tsy zakany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vesaran’ny zavatra telo ny tany no mihorohoro, ary raha vesaran’ny efatra izy no tsy tantiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy zavatra telo mampikorontana tany, sady tsy azony leferina, dia ny andevo izay tonga mpanjaka sy ny adala izay miletra hanina ary ny vehivavy fanganga izay manambady; kanefa misy koa zavatra fahefatra, dia ny mpanompovavy mandimby tompovavy.
Malagasy Bible 1865
Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, Eny, zavatra efatra aza no tsy zakany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, eny, zavatra efatra aza no tsy zakany:
malagasy
Izao fitondrana telo izao no tsy mampandry ny tany, Eny, zavatra efatra aza no tsy zakany;