Proverbs 30:23 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha ny vehivavy tsy tiana no ampakarina, ary raha ny mpanompovavy no mandova ny tompovaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na tsindrian’ny vehivavy tsy nisy mpaka raha ampakarina; na ankizy vavy mandova tompo vavy.
Malagasy Bible 1865
Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha ny vehivavy tsy tiana no ampakarina, ary raha ny mpanompovavy no mandova ny tompovaviny.
malagasy
Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.[Heb. ankahalaina][Na: mandimby]