Proverbs 30:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao zavatra efatra izao dia kely amin’ny etỳ ambonin’ny tany, nefa hendry sady mahay:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eto an-tany dia misy efatra kely dia kely, nefa hendry dia hendry izy ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy karazam-biby efatra tena bitika etỳ ambonin’ny tany saingy manam-pahendrena mampitolagaga:
Malagasy Bible 1865
Izao zavatra efatra izao dia kely amin'ny etỳ ambonin'ny tany, Nefa hendry sady mahay:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao zavatra efatra izao dia kely amin’ny etỳ ambonin’ny tany, nefa hendry sady mahay:
malagasy
Izao zavatra efatra izao dia kely amin'ny etỳ ambonin'ny tany, Nefa hendry sady mahay: