Proverbs 30:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vitsika izay firenena tsy matanjaka, nefa manangona ny haniny amin’ny fahavaratra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vitsika izay firenena tsy manan-kery, dia mamonona ny hanina amin’ny fahavaratra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny vitsika, izay andiam-biby tsy matanjaka, nefa manangona ny haniny amin’ny fahavaratra;
Malagasy Bible 1865
Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, Nefa manangona ny haniny amin'ny fahavaratra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vitsika izay firenena tsy matanjaka, nefa manangona ny haniny amin’ny fahavaratra;
malagasy
Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, Nefa manangona ny haniny amin'ny fahavaratra izy;