Proverbs 30:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny hiràka izay firenena tsy manan-kery, nefa manao ny tranony eny amin’ny harambato;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny damàna izay firenena tsy manam-pahefana, dia manao ny tranony eny amin’ny haram-bato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny marmôta, izay andiam-biby tsy manan-kery, nefa mahavita trano eny amin’ny harambato;
Malagasy Bible 1865
Ny biby hyraka dia firenena tsy manan-kery, Nefa manao ny tranony ao amin'ny harambato izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny hiràka izay firenena tsy manan-kery, nefa manao ny tranony eny amin’ny harambato;
malagasy
Ny biby hyraka dia firenena tsy manan-kery, Nefa manao ny tranony ao amin'ny harambato izy;