Proverbs 30:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny valala izay tsy manana mpanjaka, nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny valala, tsy mana-mpanjaka, nefa miainga, manao antokony avokoa izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny valala, izay tsy mana-mpanjaka, nefa hain’izy rehetra ny miainga manao andiany;
Malagasy Bible 1865
Ny valala tsy manana mpanjaka, Nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny valala izay tsy manana mpanjaka, nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara;
malagasy
Ny valala tsy manana mpanjaka, Nefa izy rehetra miainga manao antokony tsara;