Proverbs 30:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny antsiantsy izay azonao samborina amin’ny tanana, nefa tonga ao an-dapan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny antsiantsy, azonao samborin-tanana, nefa ao an-dapan’ny mpanjaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny androngo, izay azo samborin-tanana, nefa tonga hatrany an-dapan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ny antsiantsy dia mandady amin'ny tànany, Nefa tonga ao an-tranon'ny mpanjaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny antsiantsy izay azonao samborina amin’ny tanana, nefa tonga ao an-dapan’ny mpanjaka.
malagasy
Ny antsiantsy dia mandady amin'ny tànany, Nefa tonga ao an-tranon'ny mpanjaka izy.[Na: azonao samborin-tanana]