Proverbs 30:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nianatra fahendrena aho, na nahazo ny fahalalan’ny Iray Masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba nianatra ny fahendrena aho, ary tsy fantatro ny fahalalana an’ilay Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nianatra fahendrena na oviana na oviana aho, saingy nahazo ny fahalalan’ireo olo-masina.
Malagasy Bible 1865
Tsy nianatra fahendrena aho, Na nahazo ny fahalalana ny Iray Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nianatra fahendrena aho, na nahazo ny fahalalan’ny Iray Masina.
malagasy
Tsy nianatra fahendrena aho, Na nahazo ny fahalalana ny Iray Masina.