Proverbs 30:31 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny soavaly voaomana hiady sy ny osilahy ary ny mpanjaka miaraka amin’ny miaramilany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny biby kinga valahana, mbamin’ny osilahy, ary ny mpanjaka, tsy azon’olona tohaina.
Malagasy Bible 1865
Ny soavaly voaomana hiady sy ny osilahy Ary ny mpanjaka tsy azo toherina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny soavaly voaomana hiady sy ny osilahy ary ny mpanjaka miaraka amin’ny miaramilany.
malagasy
Ny soavaly voaomana hiady sy ny osilahy Ary ny mpanjaka tsy azo toherina. [Heb. voafehy kibo][Na: otronin'ny vahoakany]