Proverbs 30:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha adala ianao ka nanandra-tena, nefa mba nieritreritra, dia tampeno amin’ny tananao ny vavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha dia efa adala loatra ianao, ka mila hoentin’avonavona, raha manan-kevitra izany ianao, dia tampeno tanana ny vavanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha niadaladala ka nanandra-tena ianao ary raha mba nieritreritra kosa avy eo, dia tampeno ny vavanao mba tsy hiteny!
Malagasy Bible 1865
Raha adala ka nanandra-tena ianao, Na efa nisaina hanao ratsy, Dia tampeno ny tananao ny vavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha adala ianao ka nanandra-tena, nefa mba nieritreritra, dia tampeno amin’ny tananao ny vavanao.
malagasy
Raha adala ka nanandra-tena ianao, Na efa nisaina hanao ratsy, Dia tampeno ny tananao ny vavanao.Ny fanontsankontsanana ny ronono no miteraka rononomandry, Ny fanolanana ny orona no miteraka rà; Ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.