Proverbs 30:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanotsankotsanana ny ronono no miteraka rononomandry; ny fanolanana ny orona no miteraka ra ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny fivelezana ny ronono miteraka dibera, ny fanerena ny orona miteraka ra; ary ny fanohinana ny hatezerana, miteraka fifandirana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa fikapohan-dronono no manome dibera, famelezana ny orona no mampivoa-dra, ary fanetseham-pahatezerana no miteraka ady.
Malagasy Bible 1865
Ny fanontsankontsanana ny ronono no miteraka rononomandry, Ny fanolanana ny orona no miteraka rà; Ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanotsankotsanana ny ronono no miteraka rononomandry; ny fanolanana ny orona no miteraka ra ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.
malagasy
Ny fanontsankontsanana ny ronono no miteraka rononomandry, Ny fanolanana ny orona no miteraka rà; Ary ny fanetsiketsehana ny fahatezerana no miteraka ady.