Proverbs 30:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’Andriamanitra dia voazaha toetra avokoa. Ampinga ho an’izay mialoka aminy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voazaha toetra tamin’ny afo avokoa ny tenin’Andriamanitra; ampinga ho an’izay mialoka aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voazaha toetra avokoa ny tenin’Andriamanitra. Toy ny ampinga Izy ho an’izay mialoka aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'Andriamanitra dia voadio avokoa; Ampinga ho an'izay mialoka aminy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’Andriamanitra dia voazaha toetra avokoa. Ampinga ho an’izay mialoka aminy Izy.
malagasy
Ny tenin'Andriamanitra dia voadio avokoa; Ampinga ho an'izay mialoka aminy Izy.