Proverbs 30:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manampy ny teniny fandrao hanariny ianao ka ho hita fa mpandainga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manampy na inona na inona amin’ny teniny; sao anariny ianao, ka ho hita fa mpandainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manampy na inona na inona amin’ny teniny, fandrao hofaizin’Andriamanitra ianao ka hiharihary ny maha mpandainga anao.
Malagasy Bible 1865
Aza manampy ny teniny, fandrao hanariny ianao Ka ho hita fa mpandainga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manampy ny teniny fandrao hanariny ianao ka ho hita fa mpandainga.
malagasy
Aza manampy ny teniny, fandrao hanariny ianao Ka ho hita fa mpandainga.