Proverbs 30:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; aza manome ahy fahantrana na harena; fahano aho amin’izay anjara hanina sahaza ho ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampanalaviro ahy ny fitaka aman-teny mandainga; aza misy omena ahy, na ny fahantrana na ny harena. Fa izay hanina ilaiko no omeo ahy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alao amiko ny fitaka sy ny lainga ary aza omena fahantrana aho na koa harena, fa izay hanina sahaza ahy ihany omena ahy.
Malagasy Bible 1865
Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; aza manome ahy fahantrana na harena; fahano aho amin’izay anjara hanina sahaza ho ahy,
malagasy
Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy;