Proverbs 30:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao raha voky aho dia handa ka hiteny hoe: Iza moa NY TOMPO? Ary andrao raha tonga mahantra aho dia hangalatra ka hanamavo ny anaran’Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao voky aho dia mandà Anao, ka hanao hoe: «Iza moa i Iaveh?» ary andrao koa mangalatra aho, raha mahantra, ka hanamavo ny Anaran’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fandrao ho tototra harena aho, dia handà Anao ka hahateny hoe: ‹Fa iza moa ny TOMPO?› na fandrao hahantra aho, dia mety hangalatra ka hanala baràka ny anaran’Andriamanitro».
Malagasy Bible 1865
Fandrao, raha voky aho, dia handà Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatra Ka hanamavo ny anaran'Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao raha voky aho dia handa ka hiteny hoe: Iza moa NY TOMPO? Ary andrao raha tonga mahantra aho dia hangalatra ka hanamavo ny anaran’Andriamanitro.
malagasy
Fandrao, raha voky aho, dia handà Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatra Ka hanamavo ny anaran'Andriamanitro.