Proverbs 31:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’i Lemoela mpanjaka. Teny mavesa-danja izay nampianarin’ny reniny azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenin’i Lamoela mpanjaka. Oha-teny nampianarin-dreniny azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no torohevitra izay noraisin’i Lemoela mpanjakan’i Masà tamin-dreniny:
Malagasy Bible 1865
Ny tenin 'i Lemoela mpanjaka, dia ny teny mavesa-danja izay nananaran-dreniny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’i Lemoela mpanjaka. Teny mavesa-danja izay nampianarin’ny reniny azy.
malagasy
[Ny amin'ny tokony ho toetry ny mpanjaka] Ny tenin'i Lemoela mpanjaka, dia ny teny mavesa-danja izay nananaran-dreniny azy.[Na: Ny teny ho an'][Na: Lemoela, mpanjakan'i Masa, dia ilay]