Proverbs 31:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahita vehivavy mahafatra-po? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no mba mety mahita vehivavy mahery fo? mihoatra lavitra noho ny an’ny voahangy, ny tombany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mahita vehivavy mahavatra? Fa ny hasarobidiny dia mihoatra noho ny perla.
Malagasy Bible 1865
Iza no mahita vehivavy tsara? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahita vehivavy mahafatra-po? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy.
malagasy
[Fankalazana ny vehivavy izay sady tsara no mazoto] Iza no mahita vehivavy tsara? Fa ny tombany dia mihoatra lavitra noho ny voahangy. [Na: mahay][Na: perla]