Proverbs 31:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifoha izy raha mbola alina ka manome hanina ho an’ny ankohonany ary manome anjara ho an’ny mpanompovaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifoha mbola alina izy, dia manome hanina ny ankohonany, sy lahasa ho an’ny ankizy vaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifoha mbola maizina izy, ka mikarakara ny sakafon’ny ankohonany sy mitsinjara ny asan’ny mpanompovaviny.
Malagasy Bible 1865
Mifoha izy, raha mbola alina, Ka manome hanina ho an'ny ankohonany Sy anjara ho an'ny ankizivaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifoha izy raha mbola alina ka manome hanina ho an’ny ankohonany ary manome anjara ho an’ny mpanompovaviny.
malagasy
Mifoha izy, raha mbola alina, Ka manome hanina ho an'ny ankohonany Sy anjara ho an'ny ankizivaviny.