Proverbs 31:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manahy ny orampanala ho amin’ny ankohonany izy fa ny ankohonany rehetra dia samy voatafy volon’ondry jaky avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy atahorany fanala ny ankohonany, fa voatafy lamba mena antitra avokoa izy ao an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ahiany amin’izay oram-panala ny ankohonany, fa voatafy mafana avokoa ny ao an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Tsy manahy ny oram-panala ho amin'ny ankohonany izy, Fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon'ondry mena avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manahy ny orampanala ho amin’ny ankohonany izy fa ny ankohonany rehetra dia samy voatafy volon’ondry jaky avokoa.
malagasy
Tsy manahy ny oram-panala ho amin'ny ankohonany izy, Fa ny ankohonany rehetra samy voatafy volon'ondry mena avokoa.