Proverbs 31:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lahy dia hajaina eo amin’ny vavahady rehefa miara-mipetraka amin’ny loholona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatra tsara ny lahy eo am-bavahady, raha mipetraka hitsara miaraka amin’ny loholona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hajaina ny vadiny rehefa mivory eo am-bavahady ka miara-midinika amin’ireo loholon’ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ny lahy dia hajaina eo am-bavahady, Raha miara-mipetraka eo amin'ny loholona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lahy dia hajaina eo amin’ny vavahady* rehefa miara-mipetraka amin’ny loholona.
malagasy
Ny lahy dia hajaina eo am-bavahady, Raha miara-mipetraka eo amin'ny loholona.