Proverbs 31:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manamboatra akanjo hariry madinika Ravehivavy ka mivarotra izany ary fehikibo no amidiny amin’ny mpivaro-mandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao akanjo lobaka izy, hamidiny; ary mivarotra fehikibo amin’ny mpandranto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao akanjo izy ka mivarotra izany; mandafo fehikibo amin’ny mpandranto koa izy.
Malagasy Bible 1865
Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany, Ary fehin-kibo no amidiny amin'ny mpandranto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manamboatra akanjo hariry madinika Ravehivavy ka mivarotra izany ary fehikibo no amidiny amin’ny mpivaro-mandeha.
malagasy
Manao akanjo hariry madinika ravehivavy ka mivarotra izany, Ary fehin-kibo no amidiny amin'ny mpandranto.[Heb. Kananita]