Proverbs 31:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miteny amin’ny fahendrena izy ary fampianarana feno hatsaram-panahy no eo am-bavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amim-pahendrena no isokafan’ny vavany, ary teny soa no eo amin’ny lelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miteny amim-pahendrena izy ary manoro hevitra amim-pitiavana.
Malagasy Bible 1865
Manokatra ny vavany amin'ny fahendrena izy; Ary ny lalàn'ny famindram-po no eo amin'ny lelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miteny amin’ny fahendrena izy ary fampianarana feno hatsaram-panahy no eo am-bavany.
malagasy
Manokatra ny vavany amin'ny fahendrena izy; Ary ny lalàn'ny famindram-po no eo amin'ny lelany.