Proverbs 31:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro ny zazavavy nanao soa, fa manoatra noho izy rehetra ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maro ny zaza vavy miseho ho tsara fanahy, fa ianao kosa anefa dia tafahoatra azy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Maro ny vehivavy miseho ho mahavatra, fa manoatra noho izy rehetra ianao.»
Malagasy Bible 1865
Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro ny zazavavy nanao soa, fa manoatra noho izy rehetra ianao.
malagasy
Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.[Na: nahavory harena]