Proverbs 31:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza omena ny vehivavy ny herinao, ary aza mandeha amin’ny lalana izay mahavery mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza atolotra ny vehivavy ny herinao; na ny lalanao an’ireo vehivavy mamery mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza omena ny vehivavy ny herinao. Aoka tsy ireo vehivavy manimba mpanjaka no hibaiko ny fitondrantenanao!
Malagasy Bible 1865
Aza omena ny vehivavy ny herinao, Na ny fombam-piainanao ho an'izay manimba mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza omena ny vehivavy ny herinao, ary aza mandeha amin’ny lalana izay mahavery mpanjaka.
malagasy
Aza omena ny vehivavy ny herinao, Na ny fombam-piainanao ho an'izay manimba mpanjaka.[Heb. lalanao][Na: izay zavatra]