Proverbs 31:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba an’ny mpanjaka, ry Lamoela, tsy mba an’ny mpanjaka ny misotro divay, na an’ny mpanapaka ny mitady toaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela, tsy mety amin’ny mpanjaka na mpifehy ny miboboka divay na toaka.
Malagasy Bible 1865
Tsy mety amin'ny mpanjaka, ry Lemoela, Eny; tsy mety amin'ny mpanjaka ny misotro divay, Na amin'ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka,
malagasy
Tsy mety amin'ny mpanjaka, ry Lemoela, Eny; tsy mety amin'ny mpanjaka ny misotro divay, Na amin'ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka;