Proverbs 31:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo toaka izay efa ho faty, eny, divay ho an’izay azon’ny fangidiam-panahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny efa ho faty no omeo toaka, ary ny efa vontom-pahoriana ny fanahiny no omeo divay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka izay efa ho faty no homena toaka ary izay fadiranovana no hotoloran-divay;
Malagasy Bible 1865
Omeo toaka izay efa ho faty, Eny, divay ho an'izay malahelo azon'ny fangidiam-panahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo toaka izay efa ho faty, eny, divay ho an’izay azon’ny fangidiam-panahy;
malagasy
Omeo toaka izay efa ho faty, Eny, divay ho an'izay malahelo azon'ny fangidiam-panahy;