Proverbs 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, tandremo ny fahendreko, ary atongilano ny sofinao ho amin’ny fahaizako mandinika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, tandremo izao fahendreko izao, ary mampandria sofina amin’izao fahalalako izao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaka, tandremonao ny tenim-pahendreko ary anongilano sofina ny tenim-pahalalako,
Malagasy Bible 1865
Anaka, tandremo ny fahendreko, Ary atongilano ny sofinao ho amin'ny fahalalako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, tandremo ny fahendreko, ary atongilano ny sofinao ho amin’ny fahaizako mandinika
malagasy
[Fananarana tsy hijejojejo] Anaka, tandremo ny fahendreko, Ary atongilano ny sofinao ho amin'ny fahalalako,