Proverbs 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao hivokisan’ny olon-kafa ny fanananao, ary ho lasa any an-tranon’ny vahiny ny vokatry ny fisasaranao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao dia olon-kafa no hivoky amin’ny fanananao, ary hifindra any an-tranon’ny sasany ny vokatry ny asanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka vahiny no hivoky amin’ny fanananao, olon-kafa no hitavana amin’ny vokatry ny asanao;
Malagasy Bible 1865
Fandrao hivokisan'ny vahiny ny fanananao; Ary izay nisasaranao ho tonga ao an-tranon'ny vahiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao hivokisan’ny olon-kafa ny fanananao, ary ho lasa any an-tranon’ny vahiny ny vokatry ny fisasaranao;
malagasy
Fandrao hivokisan'ny vahiny ny fanananao; Ary izay nisasaranao ho tonga ao an-tranon'ny vahiny;