Proverbs 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao hitoloko ianao aorianan’izany, raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fandrao dia mitoloko ianao any am-parany, rehefa avy izay hahalevonan’ny nofonao amam-batanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hitoloko ianao amin’ny farany, rehefa mihaosa ny tenanao ama-nofonao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hitoloko ianao any am-parany, Raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao hitoloko ianao aorianan’izany, raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao
malagasy
Ka dia hitoloko ianao any am-parany, Raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao;