Proverbs 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hiteny ianao hoe: Nahoana re no nankahala fananarana aho? Ary nahoana no naniratsira ny fanitsiana ny foko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hanao hoe: «Naninona re aho no nankahala famaizana, ary naninona re ny foko no nanamavo fananarana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia iny ianao fa hilaza hoe: «Nahoana re no nankahala famaizana aho sy naniratsira fananarana,
Malagasy Bible 1865
Dia hanao hoe ianao: Nahoana re no nankahala famaizana aho? Ary nahoana no naniratsira fanaranana ny foko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hiteny ianao hoe: Nahoana re no nankahala fananarana aho? Ary nahoana no naniratsira ny fanitsiana ny foko?
malagasy
Dia hanao hoe ianao: Nahoana re no nankahala famaizana aho? Ary nahoana no naniratsira fanaranana ny foko,