Proverbs 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ka tsy nihaino ny tenin’ny mpanoro hevitra ahy ary tsy nanongilana ny sofiko hihaino ny mpampianatra ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naninona re aho no dia tsy nihaino ny feon’ny mpampianatra ahy, ka tsy nampandry sofina tamin’ireo nampianatra ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy nihaino ny tenin’ireo mpanabe ahy ary tsy nanongilan-tsofina tamin’ireo mpampianatra ahy?
Malagasy Bible 1865
Ka tsy nihaino ny tenin'ny mpanoro hevitra ahy, Ary tsy nanongilana ny sofiko hihaino ny mpampianatra ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ka tsy nihaino ny tenin’ny mpanoro hevitra ahy ary tsy nanongilana ny sofiko hihaino ny mpampianatra ahy?
malagasy
Ka tsy nihaino ny tenin'ny mpanoro hevitra ahy, Ary tsy nanongilana ny sofiko hihaino ny mpampianatra ahy?