Proverbs 5:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa saika azon’ny loza rehetra aho tao amin’ny fiangonana sy ny fivorian’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa saiky tonga tamin’ny fara fahoriana aho, teo afovoan’ny vahoaka sy ny fiangonana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa saiky rembin’ny faharatsiana isan-karazany aho ary saiky voailiky ny fiangonana sy ny fiaraha-monina.»
Malagasy Bible 1865
Efa saiky azon'ny ratsy rehetra aho Tao amin'ny fiangonana sy ny fivoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa saika azon’ny loza rehetra aho tao amin’ny fiangonana sy ny fivorian’ny olona.
malagasy
Efa saiky azon'ny ratsy rehetra aho Tao amin'ny fiangonana sy ny fivoriana.