Proverbs 5:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misotroa avy amin’ny lavaka famorian-drano izay anao samirery, dia ny rano miboiboika avy amin’ny fantsakanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rano avy amin’ny lavaka famorian-dranonao no sotroy, ny rano mandeha avy amin’ny fantsakanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vadinao dia tahaka ny loharano madio sy toy ny fantsakana ho anao; koa misotroa aminy.
Malagasy Bible 1865
Misotroa rano avy amin'ny lavaka famorian-dranonao ihany Sy rano miboiboika avy amin'ny fantsakanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misotroa avy amin’ny lavaka famorian-drano izay anao samirery, dia ny rano miboiboika avy amin’ny fantsakanao.
malagasy
Misotroa rano avy amin'ny lavaka famorian-dranonao ihany Sy rano miboiboika avy amin'ny fantsakanao.