Proverbs 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitosaka eny ivelany va ny rano avy amin’ny loharanonao, ary eny an-dalambe ny ranovelonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hipariaka any ivelany anie ny loharanonao; ary tsy handeha any amin’ny kianja anie ny sakeli-dalanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa aza avela hikoriana sy hipariaka eny an-dalambe fotsiny ny ranony.
Malagasy Bible 1865
Hipasaka eny ivelany va ny rano avy amin'ny loharanonao, Ary eny an-dalambe ny rano velonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitosaka eny ivelany va ny rano avy amin’ny loharanonao, ary eny an-dalambe ny ranovelonao?
malagasy
Hipasaka eny ivelany va ny rano avy amin'ny loharanonao, Ary eny an-dalambe ny rano velonao?